Ohabolana 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izay nahita vady tsara,+ dia nahazo zava-tsoa+ ary mahazo sitraka amin’i Jehovah.+ Ohabolana 31:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Iza no mahita vady tsara?+ Sarobidy lavitra noho ny haran-dranomasina* ny vehivavy toy izany. Ohabolana 31:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aoka homenareo azy izay vokatry ny asan’ny tanany,+ ary aoka ny asany hidera azy eny am-bavahady.+
31 Aoka homenareo azy izay vokatry ny asan’ny tanany,+ ary aoka ny asany hidera azy eny am-bavahady.+