FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Anisany koa i Ekrona+ sy ireo tanàna miankina aminy, mbamin’ny tanàna keliny,

  • Mpitsara 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Azon’ny fokon’i Joda koa i Gaza+ mbamin’ny faritaniny, sy Askelona+ mbamin’ny faritaniny, ary Ekrona+ mbamin’ny faritaniny.

  • 2 Mpanjaka 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary i Ahazia dia nianjera+ avy teo amin’ny makarakaran’ny efitranony tany an-tampon-trano+ tao Samaria, ka narary. Koa nandefa iraka izy, ka nanao tamin’ireo hoe: “Mandehana, anontanio+ i Bala-zeboba+ andriamanitr’i Ekrona,+ raha ho sitrana amin’izao aretina izao aho, na tsia.”+

  • Amosa 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Haringako ny mponina ao Asdoda+ sy ny mpitana ny tehim-panjakana ao Askelona.+ Ary hamely an’i Ekrona+ ny tanako,+ ka ho ripaka izay sisa amin’ny Filistinina”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara