1 Samoela 14:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary nihamafy hatrany ny fanafihana an’ireo Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Koa nalain’i Saoly izay lehilahy matanjaka na olona mahery fo hitany.+ 1 Mpanjaka 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao, fa ianao kosa, mba hamaivano+ ny fanompoana mafy nampanaovin-drainao sy ny zioga mavesatra+ nampitondrainy anay, dia hanompo anao izahay.”+
52 Ary nihamafy hatrany ny fanafihana an’ireo Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Koa nalain’i Saoly izay lehilahy matanjaka na olona mahery fo hitany.+
4 “Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao, fa ianao kosa, mba hamaivano+ ny fanompoana mafy nampanaovin-drainao sy ny zioga mavesatra+ nampitondrainy anay, dia hanompo anao izahay.”+