FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 20:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa izao no lazaiko aminareo:+ “Ianareo no haka ny tanin’izy ireo ho fanananareo, ary izaho no hanome izany mba halainareo ho fanananareo, dia tany tondra-dronono sy tantely.+ Ary izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nanavaka anareo tamin’ireo firenena.”+

  • Nomery 23:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa avy eto an-tampon’ny harambato no ahitako azy ireo,

      Ary avy eto amin’ny havoana no ahatazanako azy.

      Vahoaka monina eo amin’ny toerana mitokana izy,+

      Ary tsy mihevitra ny tenany ho isan’ireo firenena.+

  • Deoteronomia 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+

  • 1 Samoela 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ary niteny taminy hoe: “Efa antitra ianao izao, nefa ny zanakao tsy mba nanao toy izay nataonao. Koa manendre mpanjaka+ hitsara anay, sahala amin’ny firenena rehetra.”

  • Salamo 106:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Nifangaroharo tamin’ny firenen-kafa kosa izy ireo,+

      Ka nianatra ny fanaony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara