Salamo 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hihira ho an’i Jehovah aho fa namaly soa ahy izy.+ Lioka 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary hoy i Maria: “Mankalaza an’i Jehovah+ aho, Romanina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary tsy izany ihany fa mifaly amin’Andriamanitra koa isika amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nahazoantsika ny fampihavanana amin’Andriamanitra, ankehitriny.+
11 Ary tsy izany ihany fa mifaly amin’Andriamanitra koa isika amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nahazoantsika ny fampihavanana amin’Andriamanitra, ankehitriny.+