19 ka manatòna ho eo anoloan’ny taranak’i Amona. Aza mihetraketraka aminy na miady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny taniny, satria ny taranak’i Lota no efa nomeko izany.+
11 Nozarain’i Saoly+ ho telo toko ny olona ny ampitso.+ Dia tafiditra tao an-toby izy ireo tamin’ny fiambenana maraina,+ ka namono an’ireo Amonita+ mandra-pahafanan’ny andro. Ary niparitaka izay sisa tavela tamin’ny Amonita ka tsy nisy tafaraka na roa monja aza.+