Isaia 56:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ianareo bibidia rehetra any an-tsaha, eny, ianareo bibidia rehetra any an’ala, avia hihinana.+ Apokalypsy 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hitako koa fa nisy anjely nijoro teo amin’ny masoandro, ary niantsoantso mafy izy ka nilaza tamin’ny vorona+ rehetra nanidina teny afovoan’ny lanitra hoe: “Avia atỳ ka miangòna ho amin’ny sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra,
17 Hitako koa fa nisy anjely nijoro teo amin’ny masoandro, ary niantsoantso mafy izy ka nilaza tamin’ny vorona+ rehetra nanidina teny afovoan’ny lanitra hoe: “Avia atỳ ka miangòna ho amin’ny sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra,