1 Mpanjaka 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Fantatrao tsara fa tsy afaka nanao trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamaniny i Davida raiko noho ny ady+ nataon’ny fahavalony taminy. Niady taminy foana mantsy ireny mandra-panaon’i Jehovah an’ireny ho eo ambany faladiany. 1 Mpanjaka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy ianao anefa no hanorina ilay trano, fa ny zanaka haterakao* no hanorina ilay trano ho an’ny anarako.’+ 1 Tantara 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Mandehana lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Tsy ianao no hanorina trano hipetrahako.+ 1 Tantara 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tonga tamiko anefa ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Be dia be ny ra nalatsakao,+ ary efa nanao ady lehibe maro ianao,+ ka tsy mahazo manao trano ho an’ny anarako,+ satria be tokoa ny ra nalatsakao tamin’ny tany teo anatrehako.
3 “Fantatrao tsara fa tsy afaka nanao trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamaniny i Davida raiko noho ny ady+ nataon’ny fahavalony taminy. Niady taminy foana mantsy ireny mandra-panaon’i Jehovah an’ireny ho eo ambany faladiany.
19 Tsy ianao anefa no hanorina ilay trano, fa ny zanaka haterakao* no hanorina ilay trano ho an’ny anarako.’+
4 “Mandehana lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Tsy ianao no hanorina trano hipetrahako.+
8 Tonga tamiko anefa ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Be dia be ny ra nalatsakao,+ ary efa nanao ady lehibe maro ianao,+ ka tsy mahazo manao trano ho an’ny anarako,+ satria be tokoa ny ra nalatsakao tamin’ny tany teo anatrehako.