FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Sahala amin’ny nomban’i Jehovah ny mpanjaka tompoko+ anie no hombany an’i Solomona,+ ary hataony be voninahitra noho ny seza fiandrianan’i Davida Mpanjaka tompoko anie ny seza fiandrianan’i Solomona!”+

  • 1 Tantara 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fanjakany,+ raha mbola tapa-kevitra koa izy ny hankatò ny didiko+ sy ny didim-pitsarako,+ toy izao anio izao.’

  • Salamo 89:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 ‘Hataoko maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranakao,+

      Ary ny seza fiandriananao+ hataoko mafy orina hatramin’ny taranaka fara mandimby.’” Sela.

  • Salamo 89:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranany,+

      Ary haharitra eo anatrehako toy ny masoandro koa ny seza fiandrianany.+

  • Lioka 1:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary ho mpanjaka eo amin’ny taranak’i Jakoba mandrakizay izy, ary tsy hifarana mihitsy ny fanjakany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara