1 Tantara 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ka namoaka didim-pitsarana sy nampihatra ny rariny foana teo amin’ny vahoakany manontolo.+ Ohabolana 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny rariny no ahafahan’ny mpanjaka mampiorina mafy ny taniny,+ fa mandrava azy kosa ny olona tia kolikoly.+ Ohabolana 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha araka ny fahamarinana no itsaran’ny mpanjaka ny mahantra,+ dia ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianany.+
14 Dia nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ka namoaka didim-pitsarana sy nampihatra ny rariny foana teo amin’ny vahoakany manontolo.+
4 Ny rariny no ahafahan’ny mpanjaka mampiorina mafy ny taniny,+ fa mandrava azy kosa ny olona tia kolikoly.+
14 Raha araka ny fahamarinana no itsaran’ny mpanjaka ny mahantra,+ dia ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianany.+