FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nifoha maraina izy ireo. Koa raha vao nazava ratsy ny andro, dia niantso an’i Saoly teo an-tampon-trano i Samoela, nanao hoe: “Mitsangàna, fa halefako hody ianao.” Dia nitsangana i Saoly, ary nivoaka ny trano izy sy Samoela.

  • Asan’ny Apostoly 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ny ampitson’iny, raha mbola teny an-dalana izy ireo ka efa nanakaiky an’ilay tanàna, dia niakatra tao an-tampon-trano+ i Petera, tamin’ny ora fahenina* teo ho eo, mba hivavaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara