2 Samoela 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nitalaho tamin’Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza, ka nifady hanina tanteraka.+ Dia niditra tao an-tranony izy ka nandry teo amin’ny tany nandritra ny alina.+ Joela 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+ Angony ho ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo ny anti-panahy sy izay rehetra monina eto.+ Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.+
16 Ary nitalaho tamin’Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza, ka nifady hanina tanteraka.+ Dia niditra tao an-tranony izy ka nandry teo amin’ny tany nandritra ny alina.+
14 Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+ Angony ho ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo ny anti-panahy sy izay rehetra monina eto.+ Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.+