FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 38:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Mandehana, lazao amin’i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitr’i Davida razambenao:+ “Efa reko ny vavakao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hampiako dimy ambin’ny folo taona ny andronao.+

  • Joela 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Iza moa no mahalala raha hiova hevitra izy ka hanenina avy eo,+ ary hanome fitahiana,+ dia fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ho an’i Jehovah Andriamanitrareo?

  • Amosa 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara.+ Ary ampanjakao eo am-bavahady ny rariny,+ fa mety hamindra fo ihany amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa+ i Jehovah Andriamanitry ny tafika.’+

  • Jona 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Iza moa no mahalala sao mba hiova hevitra ilay tena Andriamanitra, ary hanenina izy,+ ka tsy hirehitra intsony ny fahatezerany, dia tsy ho faty isika?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara