FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 I Oga mpanjakan’i Basana ihany no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Filanjana vy no nilanjana ny fatiny. Tsy ao Raban’ny+ taranak’i Amona ve izany filanjana izany? Sivy hakiho* ny lavan’ilay izy, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakihon-dehilahy.

  • Deoteronomia 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa aza mitady izay hahasoa an’ireny na izay hiadanany, mandritra ny androm-piainanao, hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+

  • Josoa 13:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 ka lasan’izy ireo i Jazera+ sy ny tanàna rehetran’i Gileada+ sy ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amona+ hatrany Aroera,+ izay tandrifin’i Raba;+

  • Jeremia 49:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “‘Midradradradrà,+ ry Hesbona+ ô, fa voaroba i Ay! Aoka ianareo hitaraina, ry tanàna miankina amin’i Raba. Misikìna lamba gony.+ Aoka ianareo hinaonaona sy hivezivezy eny amin’ireo vala, fa hatao sesitany i Malkama,+ miaraka amin’ny mpisorony sy ny andrianany rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara