FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hoy i Davida: “Izao no holazainao amin’i Joaba: ‘Aza manamelo-tena amin’izany, fa tsy mifidy hasiana ny sabatra.+ Hamafiso ny fanafihanao an’ilay tanàna ka ravao izy io.’+ Dia ampaherezo i Joaba.”

  • 1 Tantara 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny fiandohan’ny taona,+ izany hoe tamin’ny fotoana fivoahan’ny mpanjaka hanafika,+ dia nitarika ny tafika+ i Joaba ka nandrava ny tanin’ny taranak’i Amona, sy tonga nanao fahirano an’i Raba.+ I Davida kosa nijanona tao Jerosalema. Dia notafihin’i+ Joaba i Raba ka noravany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara