Genesisy 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Jakoba, ka nisikina lamba gony sady nisaona an-janany andro maro.+ 2 Samoela 3:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra niaraka taminy: “Rovito ny akanjonareo+ ary misikìna lamba gony,+ ka midradradradrà eo alohan’i Abnera.” Ary nandeha taorian’ilay filanjana faty i Davida Mpanjaka.
34 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Jakoba, ka nisikina lamba gony sady nisaona an-janany andro maro.+
31 Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra niaraka taminy: “Rovito ny akanjonareo+ ary misikìna lamba gony,+ ka midradradradrà eo alohan’i Abnera.” Ary nandeha taorian’ilay filanjana faty i Davida Mpanjaka.