2 Samoela 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Zadoka mpisorona: “Tsy mpahita+ moa ianao? Miverena soa aman-tsara ao an-tanàna, ary ento miaraka aminareo izy roa lahy zanakareo, dia i Ahimaza zanakao sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. 2 Samoela 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Ahimaza+ zanak’i Zadoka: “Mba avelao re aho hihazakazaka hilaza ny vaovao amin’ny mpanjaka, fa efa nitsara azy i Jehovah mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.”+
27 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Zadoka mpisorona: “Tsy mpahita+ moa ianao? Miverena soa aman-tsara ao an-tanàna, ary ento miaraka aminareo izy roa lahy zanakareo, dia i Ahimaza zanakao sy Jonatana+ zanak’i Abiatara.
19 Ary hoy i Ahimaza+ zanak’i Zadoka: “Mba avelao re aho hihazakazaka hilaza ny vaovao amin’ny mpanjaka, fa efa nitsara azy i Jehovah mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.”+