FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary bevohoka i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena+ ny anarany, fa hoy izy: “Efa nijery ny fahoriana mafy nanjo ahy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.”

  • Eksodosy 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa nijery ny zanak’Israely Andriamanitra sady nandre ny fitarainany.

  • Eksodosy 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary hoy koa i Jehovah: “Hitako mihitsy ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ireo manery azy hiasa. Fantatro tsara ny fijaliany.+

  • Salamo 25:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Jereo ny fahoriako sy ny fijaliako,+

      Ary mamelà ny fahotako rehetra.+

  • Ohabolana 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,+ mandinika ny olona ratsy toetra sy ny tsara toetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara