Deoteronomia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy nety nihaino an’i Balama anefa i Jehovah Andriamanitrao,+ fa noho ny aminao no nanovan’i Jehovah Andriamanitrao an’ilay ozona ho tsodrano,+ satria tia anao i Jehovah Andriamanitrao.+ Salamo 109:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aoka izy ireo hanozona,+Fa ianao kosa hitso-drano.+Nitsangana izy ireo, nefa aoka ho menatra.+Fa ny mpanomponao kosa hifaly.+
5 Tsy nety nihaino an’i Balama anefa i Jehovah Andriamanitrao,+ fa noho ny aminao no nanovan’i Jehovah Andriamanitrao an’ilay ozona ho tsodrano,+ satria tia anao i Jehovah Andriamanitrao.+
28 Aoka izy ireo hanozona,+Fa ianao kosa hitso-drano.+Nitsangana izy ireo, nefa aoka ho menatra.+Fa ny mpanomponao kosa hifaly.+