1 Mpanjaka 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama+ sy nampanotany ny Israely, ary koa noho ny nanaovany izay hampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+ Salamo 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.
30 noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama+ sy nampanotany ny Israely, ary koa noho ny nanaovany izay hampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+
16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.