28 Avelao re ny heloky ny mpanompovavinao e!+ Fa hataon’i Jehovah tokoa izay hampaharitra ny taranaky ny tompoko,+ satria miady ny adin’i Jehovah ny tompoko.+ Ary tsy ho hita ao aminao ny faharatsiana, amin’ny andronao rehetra.+
10 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Haetriko ny fahavalonao rehetra,+ ary hoy aho aminao: ‘Hanome taranaka anao i Jehovah.’+