Genesisy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia hitahy anao tokoa aho, ka tena hataoko maro ny taranakao, eny, ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ary ny taranakao hahazo ny vavahadin’ny fahavalony.+ Ohabolana 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ny hamaroan’ny vahoaka no voninahitry ny mpanjaka,+ fa ny havitsiany kosa mahafa-baraka ny manam-pahefana.+
17 dia hitahy anao tokoa aho, ka tena hataoko maro ny taranakao, eny, ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ary ny taranakao hahazo ny vavahadin’ny fahavalony.+
28 Ny hamaroan’ny vahoaka no voninahitry ny mpanjaka,+ fa ny havitsiany kosa mahafa-baraka ny manam-pahefana.+