2 Tantara 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy haingony miendrika voatango+ teo ambanin’ny molony manodidina azy, ka voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay ranomasina.+ Roa andalana ilay haingony miendrika voatango sady niara-narendrika tamin’ilay ranomasina.
3 Ary nisy haingony miendrika voatango+ teo ambanin’ny molony manodidina azy, ka voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay ranomasina.+ Roa andalana ilay haingony miendrika voatango sady niara-narendrika tamin’ilay ranomasina.