Jeremia 52:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Valo ambin’ny folo hakiho ny haavon’ny andry tsirairay,+ ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao mahodidina ny iray.+ Voantondro efatra ny hateviny. Poakaty izy ireo.
21 Valo ambin’ny folo hakiho ny haavon’ny andry tsirairay,+ ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao mahodidina ny iray.+ Voantondro efatra ny hateviny. Poakaty izy ireo.