Nomery 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa niakatra izy ireo ka nijery taratra an’ilay tany, hatrany amin’ny tany efitr’i Zina+ ka hatrany Rehoba,+ eo amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+ 2 Samoela 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia henon’i Toy mpanjakan’i Hamata+ fa resin’i Davida ny tafika manontolon’i Hadadezera.+ 2 Mpanjaka 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aiza izao ny mpanjakan’i Hamata+ sy ny mpanjakan’i Arpada,+ ary ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima sy Hena ary Iva?’”+
21 Koa niakatra izy ireo ka nijery taratra an’ilay tany, hatrany amin’ny tany efitr’i Zina+ ka hatrany Rehoba,+ eo amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+
13 Aiza izao ny mpanjakan’i Hamata+ sy ny mpanjakan’i Arpada,+ ary ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima sy Hena ary Iva?’”+