1 Mpanjaka 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+ 2 Tantara 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tany amin’ireo tanànan’i Manase+ sy Efraima+ sy Simeona ka hatrany amin’ireo tanànan’i Naftaly sy tany amin’ny toerana rava rehetra,
28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+
6 Ary tany amin’ireo tanànan’i Manase+ sy Efraima+ sy Simeona ka hatrany amin’ireo tanànan’i Naftaly sy tany amin’ny toerana rava rehetra,