2 Mpanjaka 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony. 2 Mpanjaka 21:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nanao hoatran’izay rehetra nataon-drainy foana izy,+ sady nanompo an’ireo sampy+ maharikoriko notompoin-drainy, ary niankohoka teo anatrehan’ireny. 3 Jaona 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka fa ny tsara.+ Avy amin’Andriamanitra izay manao ny tsara.+ Tsy nahita an’Andriamanitra izay manao ny ratsy.+
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.
21 Nanao hoatran’izay rehetra nataon-drainy foana izy,+ sady nanompo an’ireo sampy+ maharikoriko notompoin-drainy, ary niankohoka teo anatrehan’ireny.
11 Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka fa ny tsara.+ Avy amin’Andriamanitra izay manao ny tsara.+ Tsy nahita an’Andriamanitra izay manao ny ratsy.+