FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Tsy hisy homeny amin’ny nofon-janany izay hohaniny mantsy ireo, satria tsy manana na inona na inona intsony izy, fa latsaka an-katerena sady tra-pahoriana noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ao amin’ny tanànanao rehetra.+

  • Deoteronomia 28:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 ary ny tavòny mivoaka avy eo anelakela-peny sy ny zaza naterany.+ Tiany hohanina mangingina mantsy ny zaza naterany sy ny tavòniny noho izy tsy manana na inona na inona sy latsaka an-katerena sady tra-pahoriana noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ao amin’ny tanànanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara