1 Mpanjaka 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary novorin’i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria ny tafiny rehetra, sy ireo mpanjaka roa amby telopolo niaraka taminy,+ mbamin’ny soavaly+ sy ny kalesy.+ Dia niakatra izy ka nanao fahirano+ an’i Samaria,+ ary nanafika azy. 2 Mpanjaka 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny olona rehetra tao an-tobiny, ka niakatra hanao fahirano+ an’i Samaria izy ireo.
20 Ary novorin’i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria ny tafiny rehetra, sy ireo mpanjaka roa amby telopolo niaraka taminy,+ mbamin’ny soavaly+ sy ny kalesy.+ Dia niakatra izy ka nanao fahirano+ an’i Samaria,+ ary nanafika azy.
24 Ary novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny olona rehetra tao an-tobiny, ka niakatra hanao fahirano+ an’i Samaria izy ireo.