2 Mpanjaka 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah foana izy,+ saingy tsy toy ny nataon’i Davida razambeny.+ Toy izay rehetra nataon’i Joasy rainy no nataony.+ 2 Tantara 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah+ foana i Joasy,+ nandritra ny androm-piainan’i Joiada mpisorona.+
3 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah foana izy,+ saingy tsy toy ny nataon’i Davida razambeny.+ Toy izay rehetra nataon’i Joasy rainy no nataony.+
2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah+ foana i Joasy,+ nandritra ny androm-piainan’i Joiada mpisorona.+