2 Mpanjaka 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tamin’ny taona faharoa amby dimampolo nanjakan’i Azaria mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Peka+ zanak’i Remalia.+ Ary roapolo taona no nanjakan’i Peka. 2 Tantara 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa lehilahy mahery fo niisa roa alina sy iray hetsy no matin’i Peka+ zanak’i Remalia+ tany Joda tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah+ Andriamanitry ny razany izy ireo. Isaia 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+
27 Tamin’ny taona faharoa amby dimampolo nanjakan’i Azaria mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Peka+ zanak’i Remalia.+ Ary roapolo taona no nanjakan’i Peka.
6 Koa lehilahy mahery fo niisa roa alina sy iray hetsy no matin’i Peka+ zanak’i Remalia+ tany Joda tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah+ Andriamanitry ny razany izy ireo.
7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+