Genesisy 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+ 1 Samoela 18:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nivoaka hiady ireo andrianan’ny+ Filistinina. Isaky ny nanao izany izy ireo, dia i Davida no malina indrindra+ tamin’ny mpanompon’i Saoly rehetra. Koa lasa nalaza be ny anaran’i Davida.+ Salamo 75:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Andriamanitra no mpitsara.+Mampietry ny anankiray izy, ary manandratra ny anankiray.+ Lioka 1:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Naetriny hiala tamin’ny seza fiandrianany ny manana fahefana,+ fa nasandrany kosa ny ambany.+
2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+
30 Ary nivoaka hiady ireo andrianan’ny+ Filistinina. Isaky ny nanao izany izy ireo, dia i Davida no malina indrindra+ tamin’ny mpanompon’i Saoly rehetra. Koa lasa nalaza be ny anaran’i Davida.+