FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Ary hataoko mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra ianao.+

      “‘“Ary nolazain’i Jehovah taminao fa hanome taranaka+ anao i Jehovah.

  • Salamo 127:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,+

      Dia very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+

      Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+

      Dia very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara