FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona.

  • Genesisy 49:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Robena! Ianao no lahimatoako+ sy tanjako, ary ianao no voalohan-terako.+ Lehibe kokoa ny voninahitrao sy ny herinao.

  • 1 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary i Robena+ no lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa,+ nefa nolotoiny ny farafaran-drainy.+ Dia nomena ny zanak’i Josefa, zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa.+ Koa tsy voasoratra ho manana ny zon’ny lahimatoa izy tao amin’ny tetirazana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara