Genesisy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda+ ny anarany. Taorian’izay, dia nitsahatra tsy niteraka izy. Genesisy 49:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary ianao, ry Joda,+ hoderain’ny rahalahinao ianao.+ Ny tananao ho eo amin’ny hatoky ny fahavalonao.+ Ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.+ Hebreo 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hita mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, dia foko tsy mba voalazan’i Mosesy ho nisy mpisorona.
35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda+ ny anarany. Taorian’izay, dia nitsahatra tsy niteraka izy.
8 “Ary ianao, ry Joda,+ hoderain’ny rahalahinao ianao.+ Ny tananao ho eo amin’ny hatoky ny fahavalonao.+ Ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.+
14 Hita mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, dia foko tsy mba voalazan’i Mosesy ho nisy mpisorona.