1 Mpanjaka 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa nahavita trano fonenana be voninahitra ho anao aho,+ dia toerana+ onenanao mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+ Salamo 135:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoderaina avy ao Ziona anie i Jehovah+Izay monina ao Jerosalema!+Miderà an’i Jah!+
13 Efa nahavita trano fonenana be voninahitra ho anao aho,+ dia toerana+ onenanao mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+