FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 35:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nanao kofehy tamin’ny volon’osy ny vehivavy rehetra izay nanan-talenta sy natosiky ny fony.

  • Eksodosy 36:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nantsoin’i Mosesy i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona rehetra nanan-talenta izay efa nomen’i Jehovah talenta,+ dia izay rehetra natosiky ny fony ho tonga hanao ny asa.+

  • Salamo 110:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+

      Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratana

      No ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara