FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary niala teo izy, ka nifindra nankany amin’ny faritra be tendrombohitra any atsinanan’i Betela.+ Dia nanangana ny tranolainy izy, ka i Betela no teo andrefany, ary Ay+ no teo atsinanany. Ary nanorina alitara teo ho an’i Jehovah+ izy, ka niantso ny anaran’i Jehovah.+

  • Salamo 55:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa izaho kosa, dia hiantso an’Andriamanitra.+

      I Jehovah no hamonjy ahy.+

  • Salamo 99:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+

      Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+

      Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+

  • Jeremia 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ‘Antsoy aho dia hamaly anao,+ ka hilaza aminao avy hatrany zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina, izay mbola tsy fantatrao.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara