Deoteronomia 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Rehefa halalahin’i Jehovah Andriamanitrao ny faritaninao,+ araka izay nampanantenainy anao,+ ka hilaza ianao hoe: ‘Hihinan-kena aho’, satria te hihinana ianao, dia mahazo mihinan-kena ianao+ isaky ny te hanao izany.
20 “Rehefa halalahin’i Jehovah Andriamanitrao ny faritaninao,+ araka izay nampanantenainy anao,+ ka hilaza ianao hoe: ‘Hihinan-kena aho’, satria te hihinana ianao, dia mahazo mihinan-kena ianao+ isaky ny te hanao izany.