Nomery 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’ Josoa 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nomena anjara teo amin’ny taranak’i Joda i Kaleba+ zanak’i Jefone, araka ny baikon’i Jehovah tamin’i Josoa. Eny, nomena azy i Kiriata-arba, izany hoe Hebrona.+ Izany Arba izany no rain’i Anàka.
12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’
13 Ary nomena anjara teo amin’ny taranak’i Joda i Kaleba+ zanak’i Jefone, araka ny baikon’i Jehovah tamin’i Josoa. Eny, nomena azy i Kiriata-arba, izany hoe Hebrona.+ Izany Arba izany no rain’i Anàka.