FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Indray mandeha, raha mbola nonina+ teo amin’izany tany izany i Israely, dia lasa i Robena nanao firaisana tamin’i Bilaha vadikelin-drainy, ary ren’i Israely izany.+

      Ary roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakoba.

  • Genesisy 49:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy voafehy toy ny rano vaky anefa ny filanao. Koa tsy ho ambony noho ny rahalahinao ianao,+ satria efa niakaranao ny fandrianan’ny rainao,+ ka nolotoinao ny farafarako.+ Dia niakarany tokoa lahy ny farafarako!

  • Levitikosy 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia mampiharihary ny fitanjahan-drainy.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.

  • Deoteronomia 27:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin-drainy, satria manainga ny akanjon-drainy izy.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • 1 Korintianina 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara