FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny tsodranon-drainao dia ho tsara lavitra noho ireo zava-tsoa avy amin’ny tendrombohitra maharitra mandrakizay,+ sy noho ny hakanton’ny havoana maharitra hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Ho eo an-dohan’i Josefa foana izany, eny, ho eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny.+

  • Deoteronomia 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+

  • Josoa 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Efa lasa foko roa koa ny taranak’i Josefa,+ dia i Manase+ sy Efraima.+ Tsy nomena anjara tao amin’ilay tany kosa ny Levita, afa-tsy tanàna+ honenana mbamin’ny kijanany ihany ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara