2 Samoela 23:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa afaka kelikely, dia te hisotro rano mafy i Davida ka hoy izy: “Raha izao aho no mba afaka misotro rano avy amin’ilay lavaka fanangonan-drano eo am-bavahadin’i Betlehema!”+
15 Rehefa afaka kelikely, dia te hisotro rano mafy i Davida ka hoy izy: “Raha izao aho no mba afaka misotro rano avy amin’ilay lavaka fanangonan-drano eo am-bavahadin’i Betlehema!”+