Genesisy 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nivoaka ny voalohany. Ary mena ny vatany manontolo, toy ny akanjo volom-biby.+ Koa natao hoe Esao*+ ny anarany. Malakia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+
25 Dia nivoaka ny voalohany. Ary mena ny vatany manontolo, toy ny akanjo volom-biby.+ Koa natao hoe Esao*+ ny anarany.
3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+