Deoteronomia 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly. Isaia 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly+ izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray, ary tsy raisiny akory ny fitorian’ny mpitondratena.+ Mika 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Vonona hanao ratsy ny tanany mba hanatontosana tsara an’izany.+ Mangata-javatra ny andriana, ny mpitsara koa mitsara mba hahazoana tambiny,+ ary ny lehibe milaza izay iriny ho azo.+ Dia miray tetika izy ireo. Titosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy maintsy ho olona tsy misy hokianina ny mpiandraikitra+ satria mpanompon’Andriamanitra.+ Tsy maintsy ho olona tsy be di-doha+ koa izy, tsy mora tezitra,+ tsy mpimamo mila ady,+ tsy mpikapoka,+ tsy tia tombony azo tamin’ny tsy marina,+
19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.
23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly+ izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray, ary tsy raisiny akory ny fitorian’ny mpitondratena.+
3 Vonona hanao ratsy ny tanany mba hanatontosana tsara an’izany.+ Mangata-javatra ny andriana, ny mpitsara koa mitsara mba hahazoana tambiny,+ ary ny lehibe milaza izay iriny ho azo.+ Dia miray tetika izy ireo.
7 Tsy maintsy ho olona tsy misy hokianina ny mpiandraikitra+ satria mpanompon’Andriamanitra.+ Tsy maintsy ho olona tsy be di-doha+ koa izy, tsy mora tezitra,+ tsy mpimamo mila ady,+ tsy mpikapoka,+ tsy tia tombony azo tamin’ny tsy marina,+