Eksodosy 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra.+ Mijoroa, ka jereo ny famonjen’i Jehovah izay hataony ho anareo anio.+ Fa ireo Ejipsianina hitanareo androany ireo, dia tsy ho hitanareo intsony mihitsy.+ Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+ 1 Samoela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+ 1 Samoela 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hoy anefa i Saoly: “Tsy misy olona hovonoina ho faty anio,+ satria androany i Jehovah no nanao famonjena teo amin’ny Israely.”+ 1 Tantara 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mihirà ho an’i Jehovah, ianareo rehetra eto an-tany!+Ambarao isan’andro ny famonjena avy aminy!+
13 Dia hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra.+ Mijoroa, ka jereo ny famonjen’i Jehovah izay hataony ho anareo anio.+ Fa ireo Ejipsianina hitanareo androany ireo, dia tsy ho hitanareo intsony mihitsy.+
2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+
2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+
13 Hoy anefa i Saoly: “Tsy misy olona hovonoina ho faty anio,+ satria androany i Jehovah no nanao famonjena teo amin’ny Israely.”+