Deoteronomia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Jehovah no mandeha eo alohanao. Homba anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+ Josoa 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy koa i Josoa tamin’izy ireo: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Mahereza sy matanjaha, fa toy izao no hataon’i Jehovah amin’ny fahavalo rehetra hiadianareo.”+
8 Ary i Jehovah no mandeha eo alohanao. Homba anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
25 Hoy koa i Josoa tamin’izy ireo: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Mahereza sy matanjaha, fa toy izao no hataon’i Jehovah amin’ny fahavalo rehetra hiadianareo.”+