2 Tantara 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razany. Ary nanompo ny tsato-kazo masina+ sy ny sampy+ izy ireo. Dia tezitra tamin’ny Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho izany helok’izy ireo izany.+ Ohabolana 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Anaka, aza manaiky raha mitady hitaona anao ny mpanota.+ Ohabolana 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ara-drariny ny hevitry ny marina,+ fa fitaka kosa ny tari-dalana omen’ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry,+ fa hahita loza kosa izay minamana amin’ny tsisy saina.+
18 Koa nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razany. Ary nanompo ny tsato-kazo masina+ sy ny sampy+ izy ireo. Dia tezitra tamin’ny Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho izany helok’izy ireo izany.+