2 Tantara 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ toy izay rehetra nataon’i Amazia rainy.+