Nehemia 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanapa-kevitra koa izahay fa isan-taona dia samy hanome ampahatelon’ny sekely ho an’ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitray,+ Matio 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nony tonga tao Kapernaomy izy ireo, dia nanatona an’i Petera ireo lehilahy namory ny hetra drakma* roa, ka niteny hoe: “Tsy mba mandoa hetra+ angaha ny mpampianatra anareo?”
32 Nanapa-kevitra koa izahay fa isan-taona dia samy hanome ampahatelon’ny sekely ho an’ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitray,+
24 Nony tonga tao Kapernaomy izy ireo, dia nanatona an’i Petera ireo lehilahy namory ny hetra drakma* roa, ka niteny hoe: “Tsy mba mandoa hetra+ angaha ny mpampianatra anareo?”